Isaia 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Indrisy fa lasa mpivaro-tena+ ilay tanàna+ tsy nivadika! Ny rariny no nanjaka tao,+Ary nanao ny marina daholo ny olona tao,+Nefa izao mpamono olona daholo no ao.+ Isaia 63:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nikomy+ anefa izy ireo, ka nanao izay nampalahelo ny fanahiny masina.+ Lasa fahavalon’izy ireo àry izy,+Ka niady taminy.+
21 Indrisy fa lasa mpivaro-tena+ ilay tanàna+ tsy nivadika! Ny rariny no nanjaka tao,+Ary nanao ny marina daholo ny olona tao,+Nefa izao mpamono olona daholo no ao.+
10 Nikomy+ anefa izy ireo, ka nanao izay nampalahelo ny fanahiny masina.+ Lasa fahavalon’izy ireo àry izy,+Ka niady taminy.+