- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 18:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
13 Tamin’ny taona faha-14 nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, dia niakatra hanafika an’ireo tanàna voaro mafy rehetra tany Joda i Sankeriba mpanjakan’i Asyria,+ ka resiny ireny.+ 14 Koa naniraka olona nankany amin’ny mpanjakan’i Asyria tany Lakisy i Hezekia mpanjakan’ny Joda, mba hilaza hoe: “Diso aho! Mandehana miverina fa aza mamely ahy, dia homeko anao izay rehetra takinao amiko.” Nasain’ny mpanjakan’i Asyria nandoa volafotsy 300 talenta* sy volamena 30 talenta àry i Hezekia mpanjakan’ny Joda.
 
 -