-
Isaia 5:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hahita loza izay mitaritarika ny fahadisoany amin’ny tady famitahana,
Sy mitaritarika ny fahotany amin’ny tady fitarihana sarety.
19 Miteny izy ireo hoe: “Aleo hataony haingana ny asany.
Aleo ho tonga haingana izany, mba ho hitanay.
-