Isaia 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hahamenatra anareo ny hazo ngezabe nirinareo,+Ary ho afa-baraka ianareo noho ny zaridaina* nofidinareo.+ Isaia 65:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Vahoaka manao izay hampahatezitra ahy foana izy ireo,+Sady manao sorona eny an-jaridaina+ sy mandoro fanatitra mba hidona-tsetroka eny ambonin’ny biriky.
29 Hahamenatra anareo ny hazo ngezabe nirinareo,+Ary ho afa-baraka ianareo noho ny zaridaina* nofidinareo.+
3 Vahoaka manao izay hampahatezitra ahy foana izy ireo,+Sady manao sorona eny an-jaridaina+ sy mandoro fanatitra mba hidona-tsetroka eny ambonin’ny biriky.