Isaia 65:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Vahoaka manao izay hampahatezitra ahy foana izy ireo,+Sady manao sorona eny an-jaridaina+ sy mandoro fanatitra mba hidona-tsetroka eny ambonin’ny biriky. Isaia 66:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.
3 Vahoaka manao izay hampahatezitra ahy foana izy ireo,+Sady manao sorona eny an-jaridaina+ sy mandoro fanatitra mba hidona-tsetroka eny ambonin’ny biriky.
17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.