Isaia 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hahamenatra anareo ny hazo ngezabe nirinareo,+Ary ho afa-baraka ianareo noho ny zaridaina* nofidinareo.+ Isaia 66:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.
29 Hahamenatra anareo ny hazo ngezabe nirinareo,+Ary ho afa-baraka ianareo noho ny zaridaina* nofidinareo.+
17 “Hiaraka ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hiditra ao amin’ireo zaridaina masina*+ manarakaraka an’ilay eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy totozy ary zava-maharikoriko hafa”,+ hoy i Jehovah.