Salamo 45:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ataovy eo amin’ny andilanao ny sabatrao,+ ry ilay mahery ô!+Misikìna haja amam-boninahitra.+ Jaona 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo akaikin’ny Ray,*+ no nanazava ny momba Azy.+
18 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy,+ fa ilay hany andriamanitra nateraka,+ izay eo akaikin’ny Ray,*+ no nanazava ny momba Azy.+