36 Koa hitaraindraina toy ny sodina+ ny foko noho ny amin’i Moaba.
Ary hitaraindraina toy ny sodina ny foko noho ny amin’ny olona ao Kira-heresa.
Ho fongana mantsy ny harena nangoniny.
37 Fa nosolaina ny lohan’izy rehetra,+
Ary nesorina daholo ny volombavany.
Nodidididiana ny tanan’izy rehetra+
Ary misy lamba gony eo amin’ny andilany!’”+