FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia nandrovitra ny akanjony i Jakoba, ka nisikina lamba gony sady nisaona an’ilay zanany andro maro.

  • Isaia 15:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Niakatra nankany amin’ny Trano* sy nankany Dibona+ izy,

      Dia tany amin’ny toerana avo, mba hitomany.

      Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+

      Nosolaina daholo ny olona ao,+ ary nesorina daholo ny volombavany.+

       3 Misikina lamba gony izy ireo eny an-dalana.

      Midradradradra eny an-tampon-tranony sy eny amin’ny tany malalaka ny olona rehetra ao.

      Sady midina izy ireo no mitomany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara