FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+

      Manome torohevitra adaladala koa ny hendry indrindra amin’ny mpanolo-tsain’i Farao.+

      Dia sahinareo ve ny miteny amin’i Farao hoe:

      “Taranaky ny olon-kendry aho,

      Sady taranaky ny mpanjaka fahiny”?

  • Isaia 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Manao hadalana ny andrianan’i Zoana.

      Voafitaka ny andrianan’i Nofa,*+

      Ary nanoro vohony an’i Ejipta ny lehibem-pokony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara