Salamo 78:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razamben’izy ireo izy+Tany Ejipta, tao amin’ny faritr’i Zoana.+ Ezekiela 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko lasa tsy misy mponina i Patrosa.+ Handrehitra afo ao Zoana aho, ary hampiharako didim-pitsarana ny ao No.*+
12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razamben’izy ireo izy+Tany Ejipta, tao amin’ny faritr’i Zoana.+
14 Hataoko lasa tsy misy mponina i Patrosa.+ Handrehitra afo ao Zoana aho, ary hampiharako didim-pitsarana ny ao No.*+