Ezekiela 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko amin’ny ratsy fanahy ilay tany. Hasaiko hataon’ny hafa firenena lasa tsy misy mponina koa ilay tany, ary hasaiko haripany izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no efa niteny.’ Zakaria 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hamakivaky ny ranomasina izy, ka hampisamboaravoara azy,Ary hokapohiny ny onjan-dranomasina.+Ho ritra koa ny rano rehetra ao Neily.* Haetry ny reharehan’i Asyria,Ary hiala ny tehim-panjakan’i Ejipta.+
12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko amin’ny ratsy fanahy ilay tany. Hasaiko hataon’ny hafa firenena lasa tsy misy mponina koa ilay tany, ary hasaiko haripany izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no efa niteny.’
11 Dia hamakivaky ny ranomasina izy, ka hampisamboaravoara azy,Ary hokapohiny ny onjan-dranomasina.+Ho ritra koa ny rano rehetra ao Neily.* Haetry ny reharehan’i Asyria,Ary hiala ny tehim-panjakan’i Ejipta.+