Isaia 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any. Ezekiela 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ny sampy maharikoriko,* ary hofoanako ireo andriamanitra tsy misy dikany ao Nofa.*+ Tsy hisy andriana* avy any Ejipta intsony, ary hataoko lasa matahotra daholo ny olona any.+
19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any.
13 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ny sampy maharikoriko,* ary hofoanako ireo andriamanitra tsy misy dikany ao Nofa.*+ Tsy hisy andriana* avy any Ejipta intsony, ary hataoko lasa matahotra daholo ny olona any.+