Ezekiela 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Homelohiko àry ianao sy ny Reniranon’i Neily. Dia hataoko rava tanteraka sy maina ary ngazana+ i Ejipta, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Etiopia.
10 Homelohiko àry ianao sy ny Reniranon’i Neily. Dia hataoko rava tanteraka sy maina ary ngazana+ i Ejipta, hatrany Migdola+ ka hatrany Syena+ ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Etiopia.