FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+

      Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy,+

      Fa noravana ilay seranana ka tsy azo idirana intsony.

      Tany Kitima+ ireny no nilazana an’izany.

  • Ezekiela 26:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hataoko lasa vatolampy mangirana sy mangadihady ianao, ka ho lasa toerana fanahazana harato.+ Dia tsy haorina intsony ianao, fa izaho Jehovah no efa niteny’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

  • Ezekiela 26:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hanao hira fisaonana+ anao izy ireo, hoe:

      “Indrisy fa rava tokoa ianao,+ ry ilay tanàna noderaina sy nipetrahan’ny olona avy any amin’ny ranomasina!

      Samy natanjaka tany an-dranomasina ianao sy ny mponina tao aminao,+

      Ka lasa natahotra daholo ny mponina eran-tany!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara