-
1 Korintianina 15:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Rehefa lasa tsy mety lo anefa ity mety lo ity ary lasa tsy mety maty ity mety maty ity, dia ho tanteraka ny teny voasoratra hoe: “Ho foana tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana.”+
-