Salamo 27:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hanafina ahy ao amin’ny trano fialofany izy amin’ny andro hiavian’ny loza,+Ary hanafina ahy ao amin’ny toerana miafina, ao amin’ny tranolainy.+Eny ambony vatolampy avo be no hametrahany ahy.+ Salamo 91:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hanarona anao amin’ny volon’elany izy,*Ary ao ambany elany no hialofanao.+ Ho ampinga lehibe+ sy ho manda fiarovana ny tsy fivadihany.+
5 Fa hanafina ahy ao amin’ny trano fialofany izy amin’ny andro hiavian’ny loza,+Ary hanafina ahy ao amin’ny toerana miafina, ao amin’ny tranolainy.+Eny ambony vatolampy avo be no hametrahany ahy.+
4 Hanarona anao amin’ny volon’elany izy,*Ary ao ambany elany no hialofanao.+ Ho ampinga lehibe+ sy ho manda fiarovana ny tsy fivadihany.+