-
Isaia 6:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?” Dia hoy izy:
-
-
Fitomaniana 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Lasa toy ny fahavalo i Jehovah;+
Nateliny ny Israely.
Nateliny ny tilikambony rehetra,
Noravany daholo ireo toerany voaro mafy.
Ampitomboiny ny fisaonana sy ny fitomaniana ao amin’i Joda zanakavavy.
-
-
Ezekiela 36:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony, ry tendrombohitr’i Israely ô! Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’ny tendrombohitra, ny havoana, ny renirano, ny lohasaha, ny toerana rava tsy misy mponina,+ ary ny tanàna aolo, izay avy norobain’ireo sisa tsy maty avy any amin’ny firenena manodidina azy sady nesoiny.+
-