FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hataoko ampamoaka ny tany noho ny faharatsiany,+

      Hataoko ampamoaka koa ny ratsy fanahy noho ny fahadisoany.

      Dia hatsahatro ny fireharehan’izay sahisahy ratsy,

      Ary haetriko ny mpitondra jadona miavonavona.+

  • Isaia 17:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hitabataba toy ny rano be misasasasa ireo firenena.

      Dia hoteneniny mafy izy ireo, ka handositra lavitra,

      Ary horoahina toy ny akofa entin’ny rivotra eny an-tendrombohitra,

      Sy toy ny tsilo avadibadiky ny tafio-drivotra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara