Isaia 59:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa mihosin-dra ny felatananareo,+Ary feno fahadisoana ny rantsantananareo. Mandainga ny molotrareo,+ ary mingonongonona zavatra tsy marina ny vavanareo. Jeremia 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Vonona ny handainga ny lelan’izy ireo, hoatran’ny tsipìka efa voaomana hitifirana.Lainga no manjaka ao amin’ilay tany. Tsy misy olona tsy mivadika ao.+ “Miharatsy foana izy ireo,Ary tsy raharahiany aho”,+ hoy i Jehovah.
3 Fa mihosin-dra ny felatananareo,+Ary feno fahadisoana ny rantsantananareo. Mandainga ny molotrareo,+ ary mingonongonona zavatra tsy marina ny vavanareo.
3 Vonona ny handainga ny lelan’izy ireo, hoatran’ny tsipìka efa voaomana hitifirana.Lainga no manjaka ao amin’ilay tany. Tsy misy olona tsy mivadika ao.+ “Miharatsy foana izy ireo,Ary tsy raharahiany aho”,+ hoy i Jehovah.