FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nipetraka tao Jerosalema ny andrianan’ny vahoaka.+ Ary nanao antsapaka+ ny vahoaka mba hahitana hoe isaky ny fianakaviana folo, dia fianakaviana iza no hipetraka ao Jerosalema tanàna masina. Ny fianakaviana sivy ambiny kosa hijanona any amin’ny tanàna hafa.

  • Isaia 44:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Izaho Ilay miteny momba an’i Kyrosy+ hoe: ‘Izy no mpiandry ondriko,

      Ka hotanterahiny an-tsakany sy an-davany ny sitrapoko rehetra.’+

      Izaho Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Haorina indray izy’,

      Ary momba ny tempoly hoe: ‘Hapetraka ny fototrao.’”+

  • Isaia 62:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Tsy hangina aho noho ny amin’i Ziona,+

      Ary tsy hipetra-potsiny aho noho ny amin’i Jerosalema,

      Raha tsy efa mamirapiratra hoatran’ny hazavana ny fahamarinany,+

      Ary raha tsy efa mirehitra hoatran’ny fanilo ny famonjena azy.+

  • Jeremia 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa ho avy ny andro hiantsoantsoan’ny mpitily eny an-tendrombohitr’i Efraima hoe:

      ‘Mitsangàna, andao hiakatra any Ziona, any amin’i Jehovah Andriamanitsika!’”+

  • Zakaria 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Miantsoantsoa indray hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Mbola hitobaka ao amin’ireo tanànako ny zava-tsoa. Ary hampionona an’i Ziona indray i Jehovah,+ sady mbola hifidy an’i Jerosalema.”’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara