FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 37:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia lasa niverina tany Ninive+ i Sankeriba mpanjakan’i Asyria ary nijanona tany.+ 38 Ary namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, tamin’izy niankohoka tao amin’ny tranon’i* Nisroka andriamaniny. Dia nandositra tany Ararata+ izy roa lahy. Ary i Esara-hadona+ zanany lahy no nanjaka nandimby azy.

  • Ezekiela 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Any no misy an’i Asyria sy ny vahoakany rehetra. Manodidina azy ny fasan’ny Asyrianina, fa matin’ny sabatra izy rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara