-
Fitomaniana 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tsy mitsahatra mangataka sakafo sy divay+ amin-dreniny izy ireo,
Ary safotra hoatran’ny olona maratra eny amin’ny tany malalaky ny tanàna,
Sady miala aina raha iny izy mbola trotroan-dreniny iny.
-