FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 “Hisy firenena avy any lavitra, avy any amin’ny faran’ny tany,+ hampirisihin’i Jehovah hiady aminao. Hifaoka tampoka toy ny voromahery ilay firenena.+ Fiteny tsy ho azonao no ampiasainy,+

  • Deoteronomia 28:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Hohanin’izy ireo ny zanaky ny biby fiompinao sy ny vokatry ny taninao, mandra-pahalany ringana anao. Tsy hisy havelany ho anao na varimbazaha, na divay vaovao, na menaka, na zanak’omby, na zanak’ondry, mandra-pandringany tanteraka anao.+

  • 2 Mpanjaka 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tena mafy ny mosary+ tao amin’ilay tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra, ka tsy nanan-kohanina intsony ny vahoaka.+

  • Isaia 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 I Jehovah Tompon’ny Tafika no tena Tompo.

      Esoriny ao Jerosalema sy Joda ny andry iankinana sy ny vatsy rehetra,

      Dia ny sakafo sy ny rano rehetra,+

  • Jeremia 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa ataovy matin’ny mosary ny zanany,

      Ary atolory ho fatin’ny sabatra+ izy ireo.

      Enga anie ny vadiny ho maty zanaka, ary ho lasa mpitondratena!+

      Enga anie ho fatin’ny aretina ny lehilahy eo aminy,

      Ary ny tovolahy ho fatin’ny sabatra any an’ady!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara