-
Isaia 22:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Feno tabataba tao aminao,
Ry tanàna mikotaba sy mirehareha!
Tsy matin’ny sabatra ny olona ripaka tao aminao,
Sady tsy maty tany an’ady.+
-