-
Isaia 3:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 I Jehovah Tompon’ny Tafika no tena Tompo.
Esoriny ao Jerosalema sy Joda ny andry iankinana sy ny vatsy rehetra,
Dia ny sakafo sy ny rano rehetra,+
-
Fitomaniana 4:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tsara kokoa ny nanjo an’ireo matin’ny sabatra noho ny nanjo an’ireo matin’ny mosary,+
Izay nihareraka, ka toy ny hoe voatrobaka satria tsy ampy ny sakafo teny an-tsaha.
-
-
-