-
Isaia 31:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa samy hanary ny andriamaniny volafotsy tsy misy dikany ny olona, amin’izany andro izany, ary samy hanary ny andriamaniny volamena tsy misy fotony. Ny tananareo ihany no nanao an’ireny, ary fahotana izany.
-