-
2 Mpanjaka 17:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nanafika an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Ary nankany Samaria izy, ka nanao fahirano azy telo taona. 6 Resin’ny mpanjakan’i Asyria i Samaria,+ tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Hosea. Dia nataony sesitany+ tany Asyria ny vahoakan’Israely, ka napetrany tany Hala sy tany Habora izay eo akaikin’ny reniranon’i Gozana,+ ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+
-
-
Isaia 10:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Koa tsy hataoko amin’i Jerosalema sy ny sampiny ve
Izay efa nataoko tamin’i Samaria sy ny andriamaniny tsy misy dikany?+
-