FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Henoy ny fitalahoan’ny mpanomponao famindram-po, sy ny fitalahoan’ny Israely vahoakanao rehefa mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao any!+ Enga anie ianao hihaino ka hamela heloka!+

  • 2 Tantara 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Enga anie ianao hijery an’ity trano ity andro aman’alina, ilay toerana nolazainao fa hametrahanao ny anaranao,+ ka hohenoinao ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity!

  • 2 Tantara 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ‘Raha misy loza manjo anay, ohatra hoe sabatra, na fanamelohana, na areti-mandringana, na mosary, dia hitsangana manatrika an’ity trano ity sy eto anatrehanao izahay, fa ato amin’ity trano ity ny anaranao.+ Hiantso vonjy aminao izahay ao anatin’izany fahorianay izany. Dia enga anie ianao hihaino ka hamonjy anay!’+

  • Daniela 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitodika tany amin’i Jehovah, ilay tena Andriamanitra, aho ka nivavaka sy nitalaho taminy. Nifady hanina+ sy niakanjo gony aho tamin’izay, dia nihosin-davenona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara