FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 59:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanaovany hoatran’ny akanjo mifono vy ny fahamarinana,

      Ary nataony teo amin’ny lohany ny fiarovan-doha, izany hoe ny famonjena.*+

      Notafiny koa ny valifaty,+

      Ary nanaovany hoatran’ny akanjo* ny zotom-po.

  • Joela 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hiaro mafy ny* taniny i Jehovah,

      Ary hangoraka ny vahoakany izy.+

  • Zakaria 1:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy indray ilay anjely niresaka tamiko: “Miantsoantsoa hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tena hafana fo hiaro an’i Jerosalema sy Ziona aho.+ 15 Tezitra be aho, tezitra be amin’ireo firenena mieritreritra hoe milamina ny taniny.+ Tezitra kely ihany aho mantsy taloha,+ nefa izy ireo vao mainka nampitombo ny loza.”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara