1 Mpanjaka 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema.
4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema.