10 “Ho lasa be dia be anefa ny Israelita, hoatran’ny fasika any an-dranomasina, izay tsy voafatra na voaisa.+ Ary any amin’ilay toerana nilazako tamin’izy ireo hoe: ‘Tsy vahoakako ianareo’,+ no hilazako aminy hoe: ‘Zanak’ilay Andriamanitra velona ianareo.’+