FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahafolo tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia, dia tonga hanafika an’i Jerosalema+ i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo. Dia nitoby teo akaikin’i Jerosalema izy, ka nanangana manda nanodidina azy.+

  • Jeremia 32:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nanao fahirano an’i Jerosalema ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona tamin’izay fotoana izay. I Jeremia mpaminany kosa nigadra tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ teo amin’ny tranon’ny* mpanjakan’ny Joda.

  • Jeremia 39:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Tamin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia mpanjakan’ny Joda, dia tonga nanao fahirano an’i Jerosalema i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo.+

  • Jeremia 52:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia, dia tonga hanafika an’i Jerosalema i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo. Dia nitoby teo akaikin’i Jerosalema izy ireo, ka nanangana manda nanodidina azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara