2 Mpanjaka 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ankoatra izany, dia nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza ka nentiny tany Ejipta,+ ary maty tany.+ 2 Tantara 36:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lasa mpanjaka i Joiakima+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema izy. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+ Daniela 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nataony fahirano ilay tanàna.+
34 Ankoatra izany, dia nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza ka nentiny tany Ejipta,+ ary maty tany.+
5 Lasa mpanjaka i Joiakima+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema izy. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+
1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nataony fahirano ilay tanàna.+