2 “Makà horonam-boky, ka soraty ao ny teny rehetra nolazaiko taminao, tamin’izaho nanameloka ny Israely sy ny Joda+ ary ny firenena rehetra,+ nanomboka tamin’ny andro voalohany nitenenako taminao tamin’ny andron’i Josia ka hatramin’izao.+
4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+