FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka navelany tany Joda+ i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana.+

  • Jeremia 39:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa nandefa iraka i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina, sy Nebosazbana Rabsarisa,* sy Nergala-sarezera Rabmagy,* ary ny manamboninahitra rehetran’ny mpanjakan’i Babylona, 14 mba haka an’i Jeremia tany amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+ Dia natolony an’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana,+ izy mba hoentiny any an-tranony. Koa niara-nonina tamin’ny vahoaka izy.

  • Jeremia 41:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia nitsangana i Ismaela zanak’i Netania sy ireo folo lahy niaraka taminy, ka nasian’izy ireo tamin’ny sabatra i Gedalia zanak’i Ahikama, zanak’i Safana. Koa novonoin’i Ismaela ilay olona notendren’ny mpanjakan’i Babylona hitondra an’ilay tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara