Jeremia 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+ Jeremia 45:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Izao no teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baroka+ zanak’i Neria, tamin’izy nanoratra tao anaty boky ny teny notononin’i Jeremia,+ tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:
4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+
45 Izao no teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baroka+ zanak’i Neria, tamin’izy nanoratra tao anaty boky ny teny notononin’i Jeremia,+ tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda: