FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+

  • Jeremia 36:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia naka horonam-boky hafa i Jeremia, ka natolony an’i Baroka mpitan-tsoratra,+ zanak’i Neria. Koa nosoratan’i Baroka tao ny teny rehetra notononin’i Jeremia, izay efa tao amin’ilay horonam-boky* nodoran’i Joiakima mpanjakan’ny Joda.+ Ary mbola nampiana teny maro hafa hoatran’ireo, tao amin’ilay izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara