- 
	                        
            
            Jeremia 25:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Jeremia 25:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
19 Nampisotroiko koa avy eo i Farao mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny andrianany, ny vahoakany rehetra,+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Ezekiela 30:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Hisy sabatra hamely an’i Ejipta, ary hitebiteby i Etiopia rehefa miampatrampatra any Ejipta ny fatin’izay novonoina.
Dia hisy haka ny harenany, ary hisy handrava ny fototra iorenany.+
 
 -