Jeremia 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Nanambara loza hamelezana anao i Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda. Nampahatezitra ahy izy ireo satria nanao sorona ho an’i Bala.”+
17 “Nanambara loza hamelezana anao i Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda. Nampahatezitra ahy izy ireo satria nanao sorona ho an’i Bala.”+