FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izay mijanona ato amin’ity tanàna ity. Fa izay mivoaka kosa ka mitolo-batana any amin’ny Kaldeanina, izay manao fahirano anareo, dia tsy ho faty fa ny ainy no ho babony.”’*+

  • Jeremia 42:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa fantaro tsara fa ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana any amin’ilay toerana tianareo handehanana sy hipetrahana ianareo.”+

  • Jeremia 43:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia ho avy hamely an’i Ejipta+ izy, ka ho tratran’ny loza mahafaty izay natao ho tratran’ny loza mahafaty. Ho lasa babo izay natao ho lasa babo. Ary ho fatin’ny sabatra izay natao ho fatin’ny sabatra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara