FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa lasa maro toy ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô! Ary be dia be hoatran’ireo lalana ao Jerosalema ny alitara naorinareo ho an’ilay zavatra mahamenatra,* dia alitara anaovana sorona ho an’i Bala.’+

  • Ezekiela 16:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nanamboatra dongon-tany ho anao ianao, sady nanao toerana avo teny amin’ny tany malalaka rehetra teny. 25 Nanorina toerana avo teny amin’ny toerana mora tazana indrindra teny amoron-dalana rehetra teny, ianao. Dia nataonao lasa zavatra maharikoriko ny hatsaran-tarehinao, satria nivaro-tena* tamin’izao mpandalo rehetra izao ianao,+ ary vao mainka nanaram-po nivaro-tena.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara