-
Ezekiela 30:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hisy sabatra hamely an’i Ejipta, ary hitebiteby i Etiopia rehefa miampatrampatra any Ejipta ny fatin’izay novonoina.
Dia hisy haka ny harenany, ary hisy handrava ny fototra iorenany.+
-