Isaia 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niakatra nankany amin’ny Trano* sy nankany Dibona+ izy,Dia tany amin’ny toerana avo, mba hitomany. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina daholo ny olona ao,+ ary nesorina daholo ny volombavany.+
2 Niakatra nankany amin’ny Trano* sy nankany Dibona+ izy,Dia tany amin’ny toerana avo, mba hitomany. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina daholo ny olona ao,+ ary nesorina daholo ny volombavany.+