FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Rehefa avy nanontany an’ireo mpanolo-tsainy ny mpanjaka, dia nanamboatra zanak’omby+ volamena roa ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Sahirana be loatra ianareo miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+ 29 Dia napetrany tao Betela+ ny iray, ary tany Dana+ ny iray.

  • Hosea 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izany no hatao aminareo, ry Betela,+ satria be loatra ny ratsy vitanareo.

      Rehefa mazava ratsy ny andro, dia tsy maintsy haringana* ny mpanjakan’ny Israely.”+

  • Amosa 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aza mivezivezy any* Betela anefa,+

      Ary aza mankany Gilgala,+ na miampita mankany Beri-sheba.+

      Fa tsy maintsy hatao sesitany i Gilgala,+

      Ary ho foana tsy hisy intsony* i Betela.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara