FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama,+ Asyra,+ Arpaksada,+ Loda, ary Arama.+

  • Isaia 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nisy fahitana mahakivy naseho tamiko:

      Mivadika ny mpivadika,

      Ary mandringana ny mpandringana.

      Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+

      Hatsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+

  • Jeremia 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+

  • Jeremia 25:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 ny mpanjaka rehetran’i Zimry sy ny mpanjaka rehetran’i Elama+ ary ny mpanjaka rehetran’ny Medianina;+

  • Ezekiela 32:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Manodidina ny fasany i Elama+ sy ny vahoakany rehetra, ary matin’ny sabatra daholo. Nidina tsy mifora any ambanin’ny tany izy ireo, satria nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona. Ho afa-baraka miaraka amin’izay midina any anaty lavaka* izy ireo izao.

  • Daniela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tao an-dapan’i* Sosana,*+ any amin’ny faritanin’i Elama+ aho, tamin’izaho nahita an’ilay fahitana. Dia nijery an’ilay fahitana aho, ary teo amoron’ny reniranon’i Olay aho tamin’izay.

  • Asan’ny Apostoly 2:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nahoana isika no maheno an-dry zareo miteny amin’ny fitenin-drazantsika avy? 9 Isika anefa Partianina, Medianina,+ Elamita,+ mponin’i Mezopotamia sy Jodia ary Kapadokia, ary avy any Ponto sy ny faritanin’i Azia,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara