Isaia 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Amin’izany andro izany, dia hierona izy rehefa mahazo remby,Toy ny ranomasina midoboka be.+ Hahita haizina mampahatahotra izay mijery an’ilay tany,Ka na ny andro aza lasa maizina, satria feno rahona.+ Joela 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana,+Alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+
30 Amin’izany andro izany, dia hierona izy rehefa mahazo remby,Toy ny ranomasina midoboka be.+ Hahita haizina mampahatahotra izay mijery an’ilay tany,Ka na ny andro aza lasa maizina, satria feno rahona.+
31 Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana,+Alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+