21 Ren’ny olona hoe misento aho. Tsy misy na iza na iza hampionona ahy.
Henon’ny fahavaloko rehetra ny loza manjo ahy.
Faly izy ireo satria ianao no nahatonga an’izany.+
Hataonao anefa izay hiavian’ilay andro efa nambaranao,+ ka ho lasa hoatr’ahy izy ireo+ amin’izay.