-
Jeremia 51:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Mihazakazaka ny mpitondra hafatra iray ka mifanena amin’ny mpitondra hafatra iray hafa,
Ary mihazakazaka koa ny iraka iray ka mifanena amin’ny iray hafa,
Mba hilaza amin’ny mpanjakan’i Babylona fa azon’ny fahavalo ny faritra samihafa amin’ilay tanànany,+
-
Daniela 5:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Tamin’iny alina iny ihany dia novonoina i Belsazara mpanjakan’ny Kaldeanina.+
-
-
-