FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho tratran’ny loza anefa ianao,

      Ary tsy hisy hahasakana an’izany ny ody ampiasainao.*

      Ho tratran’ny fahoriana ianao, ary tsy hahavita hisakana an’izany.

      Hisy faharavana tampoka hanjo anao, dia zavatra mbola tsy niainanao mihitsy.+

  • Jeremia 50:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nofandrihako ianao ka tratra, ry Babylona ô,

      Nefa tsy fantatrao akory.

      Hita ianao ka nosamborina,+

      Satria i Jehovah no notoherinao.

  • Jeremia 50:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Nandre tatitra momba azy ireo ny mpanjakan’i Babylona,+

      Ka miraviravy tanana.+

      Mijaly izy,

      Manaintaina mafy toy ny vehivavy efa ho teraka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara